Retour
Haja, haja ho an’ny Avo
Hoby, hobio ny Tsitoha
Miderà ny Zanak’Ondry
Fa velona ny teniny
Derao ny Tompo.