Hisaotra an’i Jehovah lalandava aho
Hisaotra an’i Jehovah lalandava aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy.
Jehovah no reharehan’ny fanahiko
Hahare izany ny mpandefitra ka ho faly
Miaraha, Miaraha, Miaraha mankalaza
Miaraha, Miaraha, Miaraha mankalaza
Miaraha mankalaza an’i Jehovah amiko
Ary aoka hiara-manandratra ny Anarany isika.