Retour
Hisaotra ny Tompo Aho
Hisaotra ny Ray Masina
Satria nomeny ahy
Jesoa Kristy (2x)
Anio ny osa hatanjahina
Ny mahantra hanankarena
Satria ny Tompo nanome
Ho anao Jesoa.