Hoderaina anie


Retour

Hoderaina anie ny anaranao

Ry Jehovah Ray be fitia

Noho ny fitiavanao (satria) novimbininao

Ny fiangonanay tratry

Izao fotoana izao

Ka hisaorana Ianao

Asandrato re ny feo fiderana

Redony koa, Haleloa, Haleloia

Amena, Haleloia, Haleloia.

Ny fiangonanay omeo fo madio

Fahendrena avy aminao

Mba ho reharehanao (Tahio)

Ho mpanara-dia sy ho mpianatrao

Ka hitory ny teninao

Mba ho voninahitrao

Asandrato re ny feo fiderana

Venteso koa ny Haleloia, Haleloia

Amena, redony re Haleloia.

Numéro de page - 13