Isaorako anie i jehovah


Retour

Isaorako anie i Jehovah

Fa ity olona mahantra ity

No niantso Azy e!

Nohenoiny, notahiany

Tamin’ny hery rehetra â â!

                           

Miobia an’i Jehovah

Mihobia an’i Jehovah ianareo

Mendrika hataon’olomahitsy ny fiderana

 

Miderà an’i Jehovah ianareo (2x)

Mankalazà amin’ny fo ravoravo ianareo.

 

Mihirà an’i Jehovah ianareo

Hirao tsara amin’ny feo fifaliana ny feonareo

Isaorako i Jehovah

Ho eo am-bavako ny fiderana

Mandrakariva (mandrakizay 2x).

Numéro de page - 15