Jesoa no vatolampy


Retour

1.Jesoa no Vatolampy, Vatolampy

Jesoa no Vatolampin’ny fiainana

Tojo fitodiana ny fanahy

Jesoa no Vatolampiko.

 

2.Ambony Vato aho, Vatolampy

Ambony Vatolampy ny fiainana

Tojo fitodiana ny fanahy

Ambony Vatolampy aho.

 

3.Ambony vato isika, Vatolampy

Ambony vatolampin’ny fiainana

Tojo fitodiana ny fanahy

Ambony Vatolampy isika.

Numéro de page - 17