Matio 3:33
Katsaho aloha ny fanjakan’ny lanitra
Sy ny fahamarinany
Dia hanampy ho anareo
Izany rehetra izany
Haleloia (4x)
Salamo 119 :9
Inona no hiarovan’ny zatovo
Ny lalan-kalehany tsy ho voaloto
Ny fitandremana arak any teninao
Haleloia
Haleloia (4x)
Salamo 119 :11
Ato am-poko no iraketako
Ny teninao
Mba tsy hanotako Aminao
Haleloia
Haleloia (4x)
Salamo 119 :105
Fanilon’ny tongotro
Sy fanazavana
Ny làlako ny teninao
Haleloia
Haleloia (4x)