mamiko ianao tompo ô


Retour

Mamiko indrindra Ianao ry Tompo ô!

Fa Ianao no fialofako

Novonjenao aho ka afaka tokoa

Tamin’ny fatorako

Andriamanitra mahery Ianao

Ka misaotra Anao ’zahay

Anao ny fiderana atolotray

Sy ny voninahitra.

 

Mamiko indrindra Ianao ry Tompo ô

Fa Ianao no fialofako

Novahanao aho ka afaka tokoa

Tamin’ny gadrako.

Numéro de page - 20