Mihobia ho an’i Jehovah
Ry tany rehetra
Manompoa Azy (2x)
Ry tany rehetra
Mihobia an’i Jehovah
Mankanesa ê! (2)
Eo anatrehany
Mihobia, midira (2)
Ny vavahadiny
Izy no nanao antsika
Ary Azy isika
Dia olony sy fiandriny
Fa tsara Jehovah
Ary mandrakizay ny famindrapony