O endrey, ô endrey, fatratra, fatratra (2x)
O endrey, Jesoa tia
O fiadanana, mpanome fiadanana.
O endrey, ô endrey, mahagaga, mahagaga (2x)
O endrey, Ray Tsitoha
O Mpanolotsaina Ray Tsitoha.
O ry Tompo, ô ry Tompo, fatratra, fatratra (2x)
O ry Tompo, Tompoko
O fiadanako, mpanome fiadanana.
O ry Ray, ô ry Tompo, mahagaga, mahagaga (2x)
O ry Ray, fiainako
O ry Ray Tsitoha, Ianao, Ianao
O Ianao tokoa.