Omeo voninahitra


Retour

Hajao, haja ho an’ny Avo (2x)

Hobio, hobio ny Tsitoha

Miderà ny Zanak’Ondry

Fa velona ny Teniny

Derao ny Tompo.

 

Voninahitra (derao)

Hobio (derao)

Hajao

Derao ny Tompo

Omeo voninahitra.

Numéro de page - 27