Tena lehibe ny fitiavan’i jesoa


Retour

Tena lehibe ny fitiavan’i Jesoa (2x)

Tena mahatehotia

Avo indrindra tsy azo ihoarana

Iva indrindra tsy azo ambaniana

Be velarana tsy azo ihodinana

Tena mahatehotia.

Numéro de page - 29