Tiako ny trano itoeranao


Retour

Tiako indrindra ny fonenanao

Jehovah Ray Tsitoha

Hanadiovanao ny olonao

Ho mendr ika anao tokoa.

 

Isan’andininy:

Tiako, ny trano itoeranao

Ny fonenan’ny voninahitrao

Sy hanandratanay ny hajanao

Ry Andriamanitray.

 

Tiako indrindra ny fonenanao

Jehovah Ray Tsitoha

Hiderana ny Anaranao

Sy ho fiadanam-po.

Numéro de page - 29