Tsy hangina mihitsy aho
Tsy hangina aho e!
Hiantso ny Anaranao aho
Jesoa Tompo ô.
Ianao ihany no ampingako
Tsy hangina mihitsy aho
Tsy hangina aho e!
Fony aho mbola zaza
Hiantso ny anaranao e!
Na dia antitra aza
Mbola hidera Anao.
Ianao ihany no ampingako
Tsy hangina mihitsy aho
Tsy hangina aho e!