Andriamanitra ô, arovy aho


Retour

Refrain:

Andriamanitra ô! arovy aho fa mialoka Aminao

Hoy izaho amin’i Jehovah: Tompoko Ianao, Ry Ray

 

Ho be ny fahorian’izay manova

An’Andriamanitra ka hatakalony

 

Jehovah no anjara lovako, kapoakako

Mampaharitra ny anjarako

 

Hisaotra ny Tompo aho izay nanome saina ahy, hialoka Aminy

Misaotra Anao ry Ray.

Numéro de page - 34