Retour
Avia Fanahy ô, (henoy ‘zahay) (2x)
Avia Fanahy ô, (mitalaho aminao)
Avia Fanahy ô, (henoy ‘zahay)
Henoy ’zahay, mitalaho Aminao
Omeo anay (fiangonanao)
Ny fanomezanao (ankalazao ny Tompo)
Ny fahamarinanao (hazavao ny lalanay)
Ny fitarihanao.