Fitiavan-dehibe


Retour

Fitiavan-dehibe ho ahy

Toy ny ranomasina

Raha mamonjy ahy ilay Mpanjaka

Raha nalatsany ny rany.

 

Jesoa Tompo ho anao

Ny fitiavako izao

Izay tsy namela ahy

Hisy handrombaka indray.

 

Toy ny loharano ho ahy

Lalina tsy mety ritra

Famindram-po ry Tompo

Herin’izao tontolo izao.

 

Fitiavana ianao

Ry Jesoa Mpanjakako

Fiadanako hoy Ianao

No omeko anareo. (2x)

Numéro de page - 35