Mananjara avokoa


Retour

1.Mananjara avokoa, ry Jesoa be fitia.

Ny mpanota navotanao

Ravoravo tokoa, izahay izay nania

Fa hitoetra eo anilanao.

 

2.Raiso aho Tompo ô! Mitoera ao izao

Ka anjakao ny foko ho Anao

Hazavao ka sasao, fa vohako ho Anao.

Mpanjakà Ianao Jesoa.

 

3.Mba iriko Jesoa ô, ny handova ny Ray

Ka hiara-manjaka Aminao

Hasambarana be sady mandrakizay,

Ao an-tany soa sy vaovao.

 

Refrain:

Fahavalo tokoa, olom-bery nifaly

Nefa kosa nomena indrafo

Raiso re Raiko ô, ny fifonako izao

Mitoera ao am-poko Ianao izao.

 

Numéro de page - 38