Ianareo no fanasin’ny tany


Retour

1.Misy feo miantso hoe:

Raiso ny andraikitrao;

Mivavaha ka miasà;

Manompoa ny Eklesia.

Fo matoky…

 

2.Vonona tokoa ‘zahay

Fikambanan-dehilahy,

Hanome ny herinay

Zotom-po sy aim-panahy.

Fo matoky…

 

3.Jesoa Kristy Tompo ô!

Ianao Filohanay

ka ny asanay anie

Mba ho voninahitrao.

Fo matoky…

 

Refrain:

Fo matoky no indro

Itsenanay ny antso

HO FANASIN’NY TANY

‘Zay no tarigetranay.

Numéro de page - 43