Maty ilay jesoa


Retour

Maty ilay Jesoa (3x)

Nohomboana i Jesoa

Amy hazo fijaliana

Kinapoke finantsike!

 

Velona i Jesoa

Tamy nitsanganan’i

Jesoa tamin’ny maty

No nanirahany ireo mpianany.

 

Mandehana ianareo

Amin’izao tontolo izao

Lazao ireo lazaiko ireo.

 

Numéro de page - 47