Raha ny oloko
Nantsoina tamin’ny Anarako
No ho avy hanetry tena ka hivavaka
Sy hitady ny tavako
Ary hiala amin’ny ratsy fanaony
Dia hihaino any an-danitra Aho.
Dia indro hamela ny helony
Ary hanasitrana, hanasitrana ny taniny
Hanasitrana ny taniny Aho
Hihaino any an-danitra Aho
Sy hamela ny helony ary
Hanasitrana ny taniny.