Raha tsinjonao ny tao anatiko tao
‘Lay tena fahambanian’ ny toetrako
Angamba hanontany tena ianao hoe
Nahoana no tia ahy Jesoa. (2x)
Kanefa dia zavatra iray loha
No hany haiko ka indro ambarako
Nomen’ny Tompo ahy hatramin’izao
‘Lay tena fiainam-baovao. (2x)