Retour
Aza matahotra ianao fa momba anao Aho
Ary aza miherikerika foana
Fa ‘Zaho no Andriamanitrao
Mampahery anao Aho sady mamonjy
Eny, mitantana anao amin’ny
Tanan-kavanan’ny fahamarinako Aho.