Hanome saina anao (3x)
Sy hampianatra izay lalan-kalehanao Aho
Hitsinjo anao ny masoko (2x)
Ka hanolotsaina anao
Hanolotsaina anao Aho.
Hanome saina anao
Sy hampianatra anao
Izay lalan-kaleha
Alehanao Aho.
Hitsinjo anao ny masoko
Ka hanolo-tsaina
Ka hanolo-tsaina anao Aho.
Misaotra Anao aho ry Ray (2x)
Fa nomenao saina kinga sy mahay.