Retour
Ho an’i Jesoa Kristy izay tia antsika
Ka namaha antsika ho afaka amin’ny fahotantsika
Tamin’ny rany
Ho azy anie ny voninahitra sy ny fanjakana (2x)
Mandrakizay amena ! (2x)