Ô ! matokia an’i jehovah


Retour

O! matokia an’i Jehovah amin’ny fonao rehetra

Fa aza miankina amin’ny fahalalanao

Maneke Azy amin’ny alehanao rehetra

Fa Izy handamina ny làlanao (2)

O! matokia an’i Jehovah amin’ny fonao rehetra

Fa aza miankina amin’ny fahalalanao

Maneke Azy amin’ny alehanao rehetra.

Numéro de page - 55